Patrick Rafolisy
FES: Azo hitokisana ve ny Fitsaràna sy ireo mpisehatra eo aminy?
Fandaharana niainga avy teo amin’ny Akademia Malagasy ao Tsimbazaza.
Vahiny nasaina:
- Rtoa Noro Harimisa Razafindrakoto (Minisitry ny Fitsarana sy Mpitahiry ny Kasem-panjakana teo aloha),
- Atoa Clément Jaona (Filohan’ny Sendikan’ny Mpitsara eto Madagasikara), ary
- Atoa Patrick Rafolisy (société civile, Praticien de la Gouvernance démocratique, de la Promotion de l’intégrité et de la Réforme de la Justice).
Mpanolotra: Abraham Razafy, Tonian-dahatsoratry ny TVPlus Madagascar, sy Atoa Raoto Andriamanambe, Tonian-dahatsoratry ny Politikà sy ny FES Madagascar.