Raolona
Fanjakana ANTANKARANA
Raha fintinina dia avy any Atsimon’ny Nosy ny Razamben’izy ireo no niakatra Avaratra Andrefana ,niavian’ny Sakalava Menabe, dia nizara tao ka nanohy nianavaratra ihany nanome ny Sakalava Boeny. Tao indray nifanjevo ara-tantara ka nizara ho Bemihisatra sy Bemazava. Niady tamin’ny Sakalava sy Merina mba ho mahaleotena ka namorona ny Foko Antankarana.