Ratsiraka
Aorian-dRatsiraka, inona no AREMA, ary inona ny RPR (Sophie)?
Betsaka no fanina ny mpanara-baovao pôlitika ny amin’ny toerana misy ny Antoko AREMA tarihan’i Rtoa Annick Ratsiraka sy ny misy an’i Rtoa Sophie izay zanaky ny Amiraly ihany koa sady ao anaty Governementa vao nohavaozina, manoloana ny raharaham-pirenena ankehitriny.
Miezaka manome fanazavana ny saim-bahoaka ireo « lohandohan’ny mpisorona ».