Sénat de Madagascar

Filohan’ny Sénat Herimanana Razafimahefa: maneho ny heviny manoloana ny « Krizy » eto amin’ny Firenena

Publié le Mis à jour le

Manamafy indray izy fa « efa ela no niomana ho Filoha mpisolo toerana an’i Andry Rajoelina » rahefa tonga ny fotoam-pifidianana, araka ny voalazan’ny Lalam-panorenana (…). Manameloka ihany koa ireo herisetra ampiharin’ny mpitandro filaminana. »


« Tsy niamboho adidy izany aho, fa nisy antony tsy niankina tamiko », hoy ihany izy. Mihamazava ny zava-nitranga ankehitriny.

« C’est la méthode mafieuse! »

dixit le Président du Sénat Herimanana Razafimahefa, évoquant la situation que le pays vit actuellement


Miteraka fifandirana eo anivon’ny Sénat ny toe-javatra eto amin’ny Firenena.