seranan-tsambo Manakara
Manakara: Atsangana ny seranan-tsambo lehibe
Tsy ho an’i Manakara Be ihany, fa hanome tosika ny fivoaran’ny toekaren’ny Faritra Atsimo-Atsinanana iray manontolo ny fahavitan’io seranan-tsambo io, izay efa nandrasan’ny vahoaka fatratra hatrizay.