taom-baovao malagasy Mahajanga

Taom-baovao malagasy tany Mahajanga

Publié le Mis à jour le

Noho ny hamehana ara-pahasalamana dia tsy notanterahina tamin’y herintaona ny anjaran’i Mahajanga fa dia nahemotra ka notontosaina tamin’ity taona ity tao amin’ny renivohitr’i Boeny, nahitana ireo RAD ara-drazana avy amin’ny faritra maro. « Mitaky fandraisana anjara amin’ny fitantanana ny Firenena! »