Tsimihety
Sorontsorogno: fomban-drazana Tsimihety
Vidéo Publié le
Lilindraza: Tsimihety
« Jiosy avy any Israely ny ankabeazan’ny razambe niavian’ny mponin’i Sofia », hoy Atoa Jaosera Irénée, solombavambahoakan’i Madagasikara voafidy tao Analalava. Mbola misy ny Mpanjaka: tsy fidiana fa ny fianakavian’ny mpanjaka no mametraka izay hitondra ny Doany sy ny Firazanana, hoy ny Mpanjakabe Andriamanjaka, Milamanana André Mouroir.
Ao amin’ny Faritra Sofia no misy ny Foiben’ny fikambanan’ireo Sojabe eto Madagasikara ary manana Birao mpitantana sy mitandro ny fiarahamonina..
Comédie musicale Tsimihety