tvplus

FES: Azo hitokisana ve ny Fitsaràna sy ireo mpisehatra eo aminy?

Publié le Mis à jour le

Fandaharana niainga avy teo amin’ny Akademia Malagasy ao Tsimbazaza.

Vahiny nasaina:

  • Rtoa Noro Harimisa Razafindrakoto (Minisitry ny Fitsarana sy Mpitahiry ny Kasem-panjakana teo aloha),
  • Atoa Clément Jaona (Filohan’ny Sendikan’ny Mpitsara eto Madagasikara), ary
  • Atoa Patrick Rafolisy (société civile, Praticien de la Gouvernance démocratique, de la Promotion de l’intégrité et de la Réforme de la Justice).

Mpanolotra: Abraham Razafy, Tonian-dahatsoratry ny TVPlus Madagascar, sy Atoa Raoto Andriamanambe, Tonian-dahatsoratry ny Politikà sy ny FES Madagascar.

Ambohimandroso atsimon’Ambatolampy

Publié le Mis à jour le

Fampahafantarana an’ity  kaominina ity izay 87 km amin’ny lalana RN7 avy ao Antananarivo, ary ao anatin’ny Distrikan’Antanifotsy, Faritra Vakinankaratra.