Vondrona PAN-FFKM
Fanambarana: Vondrona PAN [Antenimierampirenena] sy FFKM: « suspension du processus électoral »
Miantso ny hampitsaharana ny Fampielezan-kevitra ho amin’ny fifidianana ny Vondrona na « Plateforme de Dialogue et de Médiation » fa tsy feno ny fepetra hirosoana amin’ izany.
Eny amin’ny Cafeteria’ny Antenimierampirenena Tsimbazaza ny tohin’ny fivoriana hiantsoana ny Hery Velona rehetra. Manomboka amin’ny 08 Ora maraina ny fandraisana.
Atolotra ny Governementa sy ny CENI ary ny Fianakaviambe iraisamîrenena ny fehinkevitra tapaka tamin’ny fivoriana teny Tsimbazaza.