Malagasy faka tahaka: Profesora Solofo Jonis « savant inventeur »
Mpikaroka malaza maneran-tany amin’ny sehatr’asa sahaniny ny Profesora Solofo Jonis avy any Antsihanaka (chimiste catalyseur), ary inoana fa ho lasa « mpaminany masina an-taniny » tsy ho ela eo amin’ny olan’ny angovo sedrain’ny Firenena..
Olo-manga iray faka tahaka koa i Révérend Père Rahajarizafy Antoine de Padoue
19 février 2020 à 8 h 12 min
Ahoana no ahafahako manana mailaka na laharana an-telefaona avy amin’i Atoa Solofo Jonis raha azo atao.
J’aimeJ’aime
19 février 2020 à 17 h 59 min
Miarahaba Tompoko,
Tsy anananay ny adiresin’ilay olona fa tsara raha ao amin’ny TV-Plus nanolotra ny fandaharana no hanontanianao azy.
Mirary soa e!
J’aimeJ’aime