Fanirisoa Ernaivo: ho fidiana Filoham-pirenena
Fantatra tamin’ny maha-Filohan’ny Sendikan’ny Mpitsara eto Madagasikara azy, niady amin’ny karazan-javatra maro izay raiki-tapisaka sy fahalovana eto amin’ny Firenena..
Mpanao gazety: Andry Raharison (Kolo-Tv), Sybella Randriamazava sy Abrahama Razafy (Tv-Plus)