Fihaonan’ny solontenan’ny Fianakaviamben’ny Mpanjaka eto Madagasikara

Publié le Mis à jour le

Ny sasantsasany amin'ireo Ampanjaka eto Madagasikara (Setambra 2021)
Ny sasantsasany amin’ireo Ampanjaka eto Madagasikara (Septambra 2021)
FIHAONAN’ NY MPANJAKA NDRIANA RABARIOELINA, AVY AMIN’ NY LAHIMATOAN’ IMERINA, LEHIBEN’ NY FIANAKAVIAMBEN’ NY MPANJAKA ETO MADAGASIKARA, TAMIN’ NY AMPANJAKA ISSA TSIMIARO III, ANTAKARANA, AMPANJAKAN’ANKARABE, FANJAKANA AVARATR’I MADAGASIKARA (FARITRA DIANA sy FARITRA SAVA) SY NY PRINCE LAZAMANA, MPANDOVA FANJAKANA MAHAFALY, ATSIMON’ I MADAGASIKARA, SY NY PRINCESSE FRANCIA KAMAMY, SAKALAVA MENABE, ANDREFAN’ I MADAGASIKARA, ARY NY SOLONTENA FIANAKAVIAMBEN’ NY ANDRIANA MERINA,

HO FANAMAFISANA NY FIHAVANANA SY NY FIFANKATIAVANA ARY NY FIRAISANKINA. TANY MASINA I MADAGASIKARA !

DIA HO AN’ ILAY MPAHARY NY LANITRA SY NY TANY IRERY IHANY NY VONINAHITRA MANDRAKIZAY !

 

(source: Fanjakana Avaratra – FB)

Laisser un commentaire