Hira gasy: vakoka sy seha-pihariana

Publié le Mis à jour le

Olona 22 ka hatramin’ny 28 eo no mandrafitra ny tarika mpihira gasy iray. Taorian’ny Kabary malagasy dia ezahan’ny Minisitera misahana ny Serasera sy Kolontsaina  ny fampidirana azy io ho anisan’ny Harem-bakoka ara-tsaina ho an’ny Zanak’olombelona maneran-tany.

Laisser un commentaire