CFM: nanatanteraka fomba « Titiratra » tao Brickaville
Tarazon’ny krizy pôlitika tamin »ny taona 2002 izay nampifandrafy ny mpanao pôlitika sy ny vahoaka ao an-toerana, dia nanatanteraka ny fomba Betsimisaraka ny Filankevitry ny Fampihavanana malagasy notarihan’ny Filohany, Atoa Maka Alphonse, ho famitranam-pihavanana eo amin’ny mpiara-monina.