Fitsarana momba ny Kaonty: tsy mitsaha-mitombo ny fatiantoka ho an’ny Firenena !

Publié le Mis à jour le

Araka ny tatitry ny Fitsarana momba ny Kaontim-panjakana, dia mahatratra 4,5 Taonina ny elanelana hita eo amin’ny fanondranana volamena. Manolotra sosokevitra koa ity Fitsarana ity mba ahazoan’ny Fanjakana mampihena ny fatiantoka mihoa-pampana mianjady amin’ny Firenena amin’ny fampiasam-bola, tsy nandalo fankatoavana avy amin’ireo Antenimieram-pirenena sy ny Loholona.

Laisser un commentaire