Faha-55 Taona ny Televiziona Malagasy – TVM: tsiaro am-baovao
Mahafinaritra ny mahita indrayny endrik’ ireo Mpanolotra andrarezina nahafantarana ny TVM taloha tahaka n-dry Jean Claude Andrianaivo, Liliane Randriambolona, sns…. « Tena mbola mitana tsara » hoy ny fitenin-jatovo. Ankafizo manontolo!