Mpanankanto (OMDA) sy ny MKS: lalim-paka ny disadisam-piarahamonina.

Publié le Mis à jour le

Nanao hetsika lehibe ireo Mpanankanto tarihan’i Rossy, Jaojoby, Francis Turbo, Samoela, manaitra ny saim-bahoaka sy mitaky amin’ny Filoha Rajoelina mba hanaisotra ny Minisitry ny Kolontsaina sy ny Serasera, Lalatiana Andriatongarivo,, izay voatondro ho « mpampiady sy mpampisara-bazana eo amin’ny raiamandreny sy zanaka » …

Laisser un commentaire