Ordre des Médecins: « mila mitandrina ny vahoaka fa maro ireo mpitsabo sandoka »

Publié le Mis à jour le

Dr. Eric Andrianasolo, Président de l’Ordre des Médecins.

Manazava  ny Filohan’ny Holafitry ny Dokotera mpitsabo, Dr Eric Andrianasolo, fa tsy maintsy mihatraika any amin’ny toe-pahasalaman’ny tsirairay ny zava-misy eto Madagasikara manoloana ny fisian’ireo mpisandoka ho mpitsabo tsy manaraka fiofanana akory, ary manararaotra ny tsy fahalalan’ny mponina, dia maka volabe amin-dreo. Tokony mandray andraikitra ny fitondram-panjakana hiarovana ny vahoaka, hoy izy, ary mila mailo ny olona rehetra.

Laisser un commentaire