Jeneraly Andriamasimanana William: « Hanao sarinady any Atsinanana ny Tafika koa aoka tsy hatahotra ny mponina »

Publié le Mis à jour le

Ny 29 Aprily ka hatramin’ny faha-04 Mey ny Hetsika ara-miaramila (Ivondro 2023) izay hiarahan’ireo Firenena sy Nosy aty amin’ny Ranomasimbe Indiana. any amin’ny Faritra Atsinanana sy Analanjirofo: Toamasina sy Nosy Boraha, ka anjaran’i Madagasikara no mandray izany amin’ity taona ity..

Laisser un commentaire