José Andrianoelison: ‘technocrate » maneho hevitra
Minisitry ny Famokarana ara-pambolena sy ny Fanavaozana ny Fananan-tany, ary mpikambana Arema niala, zandriny indrindra tamin’ny fitondran’ny Amiraly Ratsiraka, anisan’ireo akanga sisa nanamborana nanodidina an’i « Deba », toan-dry Gérard Andrialemirovason sy ny Jeneraly Tsaranazy Emile, mamakafaka ny raharaham-pirenena sy mampahafantatra ny lalana nodiaviny ….