A.A.M. sy ny A.O.M: namoaka fehin-kevitra homena an’ireo olona mikasa hitondra ny Firenena
‘Tsy misakana ny fifidianana ary tsy mitsipaka ny Repoblika, fa tokony hovana ny Lalàm-panorenana » hoy ny ao amin’ny A.A.M. sy ny A.O.M. « Tsy hamadika pejy ny Andriana fa hiova Boky tanteraka! »