Mihava Tour: nanao loa-bary an-dasy tao amn’ny ISTS Andoharanofotsy

Publié le Mis à jour le

Niantefa tamin’ny vahoakan’Antananarivo ny hetsik’i Siteny Andrianasoloniaiko sy ireo mapanara-dia azy.

Jean Jacques Rabenirina mpandrindra nasionalin’ny Pro Siteny: « mbola hitohy ny fitetezam-paritra aorian’ny Symposium ».

Laisser un commentaire