Nodimandry i Andriantsilavo Guy Rabezato

Publié le Mis à jour le

Namelona ny Tantara sy Kolontsaina (Tsimiamboholahy Omaly sy Anio) , Mpikambana mavitrika tao amin’ny Fikambanana maro ny lehilahy nandao antsika, ary isan’ny Filan-kevitry ny Hendry ao amin’ny Taranak’Andriantsilavonandriana.

Andriantsilavo Guy Rabezato (eo afovoany), mandray ny Fianakaviana eo amin’ny Rovan’Ilafy.

Maneho ny fiaraha-miory ary mirary fiononana feno ho an’ny Fianakaviana.

Laisser un commentaire