Madagasikara: nanatrika ny fivorian’ny « BRICS Outreach Plus » tao Afrika Atsimo
« Partenariat pour une croissance accélérée, développement durable, et multilatéralisme inclusif » no lohahevitry ny Fihaonana an-tampony faha-15 izay handraisan’ny BRICS Firenena hafa vaovao hanampy ireo dimy efa ao.