« Oniversite maty » hitohy hatramin’ny Alatsinainy, hoy ny SECES
Hanatanteraka Fivoriambe indray ny SECES amin’io Alatsinainy io hanapahana ny tohin’ny hetsika. Manambana ny hitory koa ns solontenan’ny Mpiasan’ny Antenimierandoholona tsy nandray karama.