Antso sy Fanambarana avy amin’ny Andrimaso-FFKM: « tsy manara-dalàna ny HCC »
Mitanisa ny Didy maro noraisin’ny HCC, izay tsy manara-dalàna, momba ny fitarainana voarainy mikasika ny fanomanana ny Fifidianana 2023 ity rafitry ny FFKM ity: « … manao mizana tsindrian’ila manome vahana antokon’olona mpilatsaka ho fidiana »