Londres: Niaiky ny heloka vitany teo anoloan’ny Fitsarana i Romy Voos Andrianarisoa

Publié le Mis à jour le

Raharaha kolikoly avo lenta nitakiana volabe tamin’ny orinasa Gemfields mitrandraka vato sarobidy  eto Madagasikara no nanenjehana an’i Romy Voos Andrianarisoa, izay Talen’ny Kabinetran’ny Fiadidiana ny Repoblika mialohan’ny nisamborana azy, sy ny mpiray tsikombakomba frantsay Philippe Tabuteau taminy tany Angletera.

Laisser un commentaire