Mpitandrina Josoa Rakotonirainy: fanaovam-beloma farany

Publié le

Nodimandry tany amin’ny Nosy La Réunion izy. Olona nampihavana nandritra ny androm-piainany. Notoloran’ny Fanjakana ny mari-boninahitra Grand-Croix de 2-ème Classe tamin’izao fahalasanany izao.

Laisser un commentaire