Fihavanana: hampanatanteraka ny Fifanarahana nosoniavin’ny Filoham-pirenena 5 sy ny FFKM ny Vovonana MA.MI.TA

Publié le

Tafatsangana ny Alakamisy 11 Janoary 2024 ny « Vovonana MAlagasy MIaro ny TAnindrazana, na MAMITA ». Manazava ny antsipiriany ny Pastora Samuel Randrianimanana: « tsy voahaja ny fifanarahana nosoniavin’ny Filoham-pirenena dimy mianaka (Didier Ratsiraka, Zafy Albert, Marc Ravalomanana, Hery Rajaonarimampianina, ary Andry Rajoelina) sy ny FFKM fa ho tanterahana eto Madagasikara ny Fampihavanana. « Satria rava Fihavanana ny Malagasy ka simba ny Firenena »

« Ny RMDM, dia ny « partis » pôlitika no mivondrona ao, ny MAMITA, dia ny olom-pirenena tsirairay no mivondrona ao », hoy ny Pastora Edouard Tsarahame.

Laisser un commentaire