Rakotondrasoa Noël [ARFM]: mampahafantatra ny « Hetsika fanavotam-pirenena » hatomboka ny 7 Febroary eo Antaninarenina
Raiamandreny sy Foko no hanatanteraka ny hetsika rehetra « manerana ny Nosy », hoy izy, « ho famaranana ny fahantrana sy fijaliana, ary ny Tolona 1947 ».