Firaisamonim-pirenena: Mitaky ny hanajanonana ny fametrahana Sekreteram-panjakana
Santionan’ny tohan-kevitra entin’ireo Vondrona ny hoe: « mifanipaka amin’ny « décentralisation » tadiavin’ny rehetra, fa vao mainka « centraiisation » eo anivon’ny Présidence, no sady tsy manaja ny Lalam-panorenana ihany koa, hoy ny mpitondra tenin’ny Firaisamonim-pirenena.