CEDS 20ème Promotion: Hafatry ny Délégué Général Solofo Rasoarahona
« Raha izao no mitohy dia ho sahirana ireo Taranaka malagasy sy ny Firenentsika », hoy Atoa Solofo Rasoarahona izay Mpiandraikitra voalohany an’ity Ivotoerana Fampianarana ambony ity. « Tsy nateraka hangataka isika fa nateraka hitsangana ! »