Communauté internationale: « tsy hanova na inona na inona eto », hoy i Gérard Andrialemirovason
« Leo ny mpanao pôlitika ny Malagasy ! » Tombatombana pôlitika amin’ny fihetsiky ny fanoherana taorian’ny fifidianana depiote no entin’ny lehilahy ato amin’ny vaovao.