Kompoze Isoraka
Efa ho 60 taona mahery aty aoriana, mbola mitohy tsy tapaka ny fanjifana ny « kompoze » sy « kaly » mampalaza an-dRavelo, fandehananay fony tanora, ao Isoraka.