Resadresaka miaro fifonana avy amin-dRamatoa Romy Voos Andrianarisoa
Raha ny vaovao tao amin’ny tamba-jotra YT notaterin’ny fahitalavitra, dia nifona tamin’ny vahoaka malagasy sy ny Firenena ity Talen’ny kabinetra tao amin’ny fiadidiana ny Repoblika ity noho ny haja aman-kasin’ny Malagasy sy ny Firenena voaloto, vokatry ny « fandrika » nahazo azy tamin’ny rraharaha kolikoly avo lenta mikasika ny harena an-kibon’ny tany izay nahoraka be.