Toavina Ralambomahay, Filoha Lefitry ny Mpanolotsainan’ny Tanàna CUA: « Eo amin’ny mahafoana ny Governementa izao,, dia ny Filoha Rajoelina izany no mibaiko ny Hery ara-Tafika hitifitra? »
Mirotsaka amin’ny fanehoan-kevitra avokoa ireo Diaspora malagasy any amin’ny Firenena any ivelany.