Famindram-pahefana teo amin’Atoa Naina Andriantsitohaina sy ireo Minisitra « fanorenana » roalahy
Ireo Minisitra vaovao Jénéraly Lylison René de Rolland (Fananan-tany) sy Rakotonandrasana Hanitra Velonjara Tiaray (Fitsinjaram-pahefana) no mandimby ny minsitra teo aloha Naina Franck Andriantsitohaina.