ECAR Saint-Joseph Mahamasina: Krismasy Fiaviana 3
Sorona Masina ho fandraisana ny Noely 2025, notarihan’ny RP Curé Rakotondramanana Modeste Romule, Paroasy Mahamasina, Lehiben’ny Distrika. Toriteny fampianarana: ny tena dikan’ireo Voambolana eo amin’ny Finoana sy fiainana kristianina.