Neken’ny HCC ny fanesorana Solombavambahoaka miisa dimy nangaatahan’ny Filohan’ny Antenimierampirenena

Publié le Mis à jour le

Dia ireto manaraka ireto: Rahelianta Jocelyne ( Antsiranana I) , Rahantanirina Lalao (Mahajanga I), Raharoarilala Tinoka Roberto (Toliara I), Soafiliry Princia (Analalava), Ahmad Ahmad (Mitsinjo). Ny laharana faharoa tamin’ny fifidianana no misolo ny toeran’izy ireo.

Laisser un commentaire