Antenimieram-pirenena

Assemblée nationale: Commissions d’enquête pour les dépenses liées au Covid-19 et l’utilisation du budget carburant des institutions

Publié le Mis à jour le

« Tsy maintsy apetraka amin’izao fivorian’ity andrim-panjakana ity izao ny komisiona hanao ny fanadihadiana mikasika ireo fandaniam-bola voalaza ireo, ho fanampiana ny Fanjakana », hoy ny solombavambahoaka Narson Rafidimanana.

Kongresy TIM: hatolotra ho Lehiben’ny Mpanohitra eny amin’ny Antenimieram-pirenena Atoa M. Ravalomanana

Publié le Mis à jour le

Nohamafisin’ireo Mpizaika teny Tanjombato ny firotsahan’ny Antoko ho mpanohitra eo anivon’ny Antenimiera. Nohavaozina ny firafitry ny Antoko. Nangatahana koa ny Filohany, vao lany indray, Marc Ravalomanana hilatsaka amin’ny fifidianana ho Ben’ny Tanànan’Antananarivo.