Antoko MMM
Ireo kandidà ho Filoha nifanazava tamin’ireo Firaisamonimpirenena
« Tany tan-dalàna sy Demokrasia »: nanasongadina ireo tsy fanarahan-dalàna nataon’ny Fitondrana ka nanapotika ny rafi-panjakana rehetra ary nandrava ny fifampitokisana teto amin’ny Firenena ny kandidà Hajo Andrianainarivelo, Filohan’ny Antoko MMM.
« Ho an’ny Fianakaviambe iraisampirenena dia ny « Valim-pifidianana eken’ny rehetra » no adihevitra, fa tsy ny isan’ny mpandray anjara amin’ny fifidianana akory! »
Antoko MMM: namaly ny fanambaran’ny Praiminisitra mikasika ny « Fenitra demokratika »
« Tsy ny Praiminisitra no hanome lesona momba ny fenitra demokratika », hoy izy ireo ao amin’ny fandresen-dahatra ataony.
Malagasy Miara-Miainga: tsy ao anatin’ny IRD intsony – manazava ny filohan’ny antoko MMM, Hajo Andrianainarivelo
Handray anjara amin’ny fifidianana na dia tsy miaraka amin’ny Filoha Andry Rajoelina intsony aza. Mitaky fepetra anefa ny fiatrehana izany.
Gouvernement : Hajo Andrianainarivelo claque la porte
Le parti Malagasy Miara-Miainga et son président national ne seront plus dans le prochain gouvernement.
Coup de théâtre. Hajo Andrianainarivelo ne sera plus ministre dans le prochain gouvernement qui devrait voir le jour d’ici peu. Le président national du parti Malagasy Miara-Miainga a annoncé officiellement cette décision, hier, devant la presse. « Les conditions actuelles ne permettent plus au parti Malagasy Miara-Miainga de rester au sein du gouvernement », a soutenu le bureau politique de ce parti. Cette annonce du ministre de l’Aménagement du Territoire et des Services fonciers met fin aux années de collaboration entre Hajo Andrianainarivelo et le président de la République. Le président du MMM va se consacrer à son parti, et oublie son alliance avec la plateforme présidentielle. « Dorénavant, nous allons nous préoccuper à dynamiser notre parti, de mettre en place ses différents démembrements », a-t-il affirmé.
Opposition
Hajo Andrianainarivelo est un fidèle allié du président de la République. Mais son départ sonne le glas de ces années de grand amour entre les deux politiciens. Il figure parmi les cercles des partisans de la première heure de Andry Rajoelina depuis que ce dernier est entré dans l’arène politique.
Fanoherana politika: namaritra ny sori-dalany ny Kongresin’ny Antoko MMM
Discours du Président national du parti MMM Hajo ANDRIANAINARIVELO
Na eo aza anefa izany, dia mbola mifandrirotra ny Solombavam-bahoakan’ny MMM sy ny an’ny Vondrona parlemanteran’ny VPM-MMM ao amin’ny Antenimieram-pirenena ao Tsimbazaza!
