colonel Richard Ratsimandrava
11 Février – Colonel Richard Ratsimandrava
« Tsy hiamboho adidy aho mon Général ! » – Inona no mety ho hevitr’io tenin’ny Colonel Ratsimandrava tamin’ny Général Gabriel Ramantsoa io?
Ampaham-baliny – Heno ato amin’ny tahirin-tsary fa tsy hery avy any ivelany ihany akory no fantatra fa sakana lehibe amin’ny fanavotana ny Firenena, fa eo koa ny hery avy ato anatiny izay nanaovany antso tamin’ny teny hoe « Ry rahalahy Tanindrana … »