diaspora malagasy Paris
Filoha Rajoelina: nihaona tamin’ny Malagasy tao Paris
Fampanantenana sy velirano tamin’ireo mpiray tanindrazana mitady ravin’ahitra aty ivelany fa: ho haingam-pandeha amin’izay fa tsy « pays du moramora » intsony ny Firenena. Nanentana ho amin’ny fandraisan’izy ireo anjara amin’ny fampandrosoana. Hatao koa izay hahazoan’ny « diaspora malagasy » mifidy afaka 5 taona …
Don-dresaka: Diaspora Paris 26 Mai 2019
Fandaharana mivantana notontosaina tao Paris ho an’ny diaspora malagasy