Fahaleovantena

Fankalazana ny faha-63 taonan’ny niverenan’ny Fahaleovantena

Publié le Mis à jour le

Lanonana miavaka teo amin’ny « 13 Mai » no nanokafan’ny Filoha Rajoelina mivady ny fankalazana ny faha-63 Taona niverenan’ny Fahaleovantenan’i Madagasikara, notronin’ireo manamboninahitra sy mpitondra Fanjakana marobe .

Ny Tantara sy ny Fahaleovantenam-pirenena

Publié le Mis à jour le

Fandaharana Manokana Politikà:

Adihevitra mahakasika ny lohahevitra: Madagasikara 60 Taonan’ny Fahaleovantena: Fanantenàna sy Fahapotehana.

GASCAR Fenosoa, Atoa. Denis Alexandre LAHINIRIKO Mpahay Tantara, Rtoa Olivia RAJERISON Mpahay Lalàna, Rtoa Zo RANDRIAMARO Mpandala ny Miralenta sy ny Fampandrosoana ary Atoa Raoto ANDRIAMANAMBE Tonian’ny Fanoratana ao @ Gazety Boky Politikà.