fanairana Grand Sud-Est

« Foana ny toromarika sy fanairana nataon’ny Grand Sud-Est », hoy ireo mpitarika azy

Publié le Mis à jour le

Noho ny nisamborana ny kandidà Paraina Auguste izay zanaky ny Faritra no nanaovan-dreo io antso fanairana (« alerte ») ny zanany rehetra manerana ny Nosy io.