fananan-tany
Don-dresaka mikasika ny Olan’ny Fananan-tany
Mbitanarivo Andriantsiorisoa (Filohan’ny SMM – Syndicat des Magistrats)), Naivo Raholidina (Solombavambahoaka Lehiben’ny Komisiona Fananan-tany), Raparison Eric Herman (Coordonateur national de la Plateforme de l’OSC – Solidarité des Intervenants sur le Foncier (SIF)), Nina Raharinarivonirina (Mpitsara mpamoaka didy ao @ Fitsarana Ambaratonga Voalohany Ant/vo, ex-Inspecteur des Domaines),
Ny Lalàna mifehy ny Fananan-tany eto Madagasikara
Antananarivo: fananan-tany sy tany tan-dalàna
Ady hevitra mafonja sady mahaliana tao amin’ny fahitalavitra malaza eto amin’ny firenena, ary mikasika loha hevitra saro-pady ho an’ny Malagasy hatramin’ny tany faha-mpanjka. nandalo tamin’ny fanjanahan-tany ka hatramin’ny fiverenan’ny Fahaleovan-tena.