fanjakana harindra

Alasora

Publié le Mis à jour le

Alasora niandohan’ny « Fanjakana harindra », na koa hoe « Fandrian-jazan’ny Fanjakana » teto Madagasikara tamin’ny fitaran’ny « Toko » sy ny Fototr’olona « Andrian-Telo Ray » tamin’ny andron’ny Mpanjaka ANDRIAMANELO: 2 Toko izy niaraka tamin’i Rabiby, 4 Toko tamin’i Andriamasinavalona, 6 Toko tamin’i Andrianampoinimerina, izay vao nitatra ho « ny Ranomasina no valampariako ! »