FFKMn fifidianana

Serge Zafimahova: -« Loza mitatao, ady an-trano, …mila mitandrina isika! »

Publié le Mis à jour le

Faramparany teo dia nanao « Fampitandremana » ny mpitandro filaminana OMC-Nat, avy eo dia « niantso Fitoniana » ny Raiamandreny am-panahy ao amin’ny FFKM teny Iavoloha.  Anisan’ireo naneho hevitra manodidina ireo Atoa Serge Zafimahova ato amin’ny vaovao. Marihina anefa fa naneho fahavononana ny hisian’ny diniky ny samy Malagasy ny FFKM mba hilaminan’ny fizotran’ny Fifidianana hatramin’ny farany..