fiandrianam-pirenena sy fampandrosoana
29 Mars 1947, Vehivavy sy Pôlitika: Rtoa isany Johasy Eléonore sy Baomiavotse V. Raharinirina
Lohahevitra: Fiandrianam-pirenena sy Fandrosoana. Mpanolotra ny fandaharana: ny minisitra sady efa solombavambahoaka teo aloha, Ramatoa Johasy Eléonore;
Vahiny: Baomiavotse Vahinala Raharinirina, minisitra sady efa Talen’ny Kabinetran’ny Fiadidiana ny Repoblika teo aloha, sy mpanolo-tsaina manokan’ny Filoham-pirenena Andry Nirina Rajoelina.