Fikarohana

Hiara-kiasa ny Oniversiten’Antananarivo (Fikarohana) sy ny Vondrona JCR

Publié le Mis à jour le

Nanao sonia fifanarahana teny Ankatso ny Filohan’ny Oniversiten’Antananarivo, Pr. Mamy Raoul Ravelomanana, sy Atoa Jean Claude Ratsimivony, filohan’ny Groupe JCR, ho fanampiana sy fampandrosoana ny Fikarohana sy Fitrandrahana ataon’ireo Manam-pahaizana malagasy.